vendredi, 24 mars 2006

Mozika sy sary

Azontsika atao koa anie ny miresaka sary e!

Eto dia manome saotra an'Andriamanitra aloha isika e!

Sady misaotra an-tenisany ihany koa mamaky ity blog ity

Be VAZIVAZY ô?

Fa tsy koa zany fa alefa foana e!

medium_tselatra_010.jpg

podcast

Fanombohana

Mbola vao manomboka ity ry zareo, ka dia manasa antsika hiara-hiasa amin'izy ity ah!!
Azontsika resahina ato daholo rehefa resaka mozika
Tsy manavaka, fa rehefa mozika malagasy de 'zay
Eoa ! Mazotoa àry !!!
Gasy ka manja e!

medium_bassiste.jpg