vendredi, 14 avril 2006

Fampisehoana tsy ho ela

Hisy Fampisehoana hiseho
etsy amin'ny Tranom-pokonolona Analakely
ny faha-30 aprily ho avy izao, manomboka @ 3ora.

i RHEG no hanao ao.
Tsy natao nahoraka ilay hetsika


Ka mba tongava e

Les commentaires sont fermés.